FANAMBARANA HO FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENAIADIANA AMIN’NY KOLIKOLY

Efa ho herintaona izao no nametrahana ny paikadimpirenena iadiana amin’ny kolikoly vaovao eto Madagasikara izay natao ho ampiharana ny taona 2025 hatramin’ny taona 2030. Taona iray izay no lasa ary tsy mbola hita taratra loatra izay ny ny finiavana avy amin’ny mpitondra teo aloha ny finiavana hiroso sy hametraka ireo fepetra ahombiazana amin’ny fanatanterahana azy. […]