Fanombohana ofisialy ny dinika misokatra sy mahaleotena
FANAMBARANA OFISIALY AVY AMIN’NY FIARAHAMONIMPIRENENAFanombohana ofisialy ny dinika misokatra sy mahaleotena:Dingana voalamina manerana ny faritra 24 hitondrana ny hetahetan’ny olom-pirenena ao anatin’ny fanavaozana ny firenena Antananarivo faha 25 martsa 2026 Raha mbola miatrika vanim-potoana vaovao feno korontana ara-politika i Madagasikara taorian’ny zava-nitranga tamin’ny volana oktobra 2025, ireo Fikambanan’ny Fiarahamonimpirenena, izay manolo-tena ho amin’ny fanjakana tsara […]
Lancement officiel des concertations indépendantes et inclusives de la Société Civile.
COMMUNIQUÉ DE LA SOCIÉTÉ CIVILE Lancement officiel des concertations indépendantes et inclusives: Un processus structuré dans les 24 régions pour porter les aspirations citoyennes dans la refondation du pays Antananarivo, 25 mars 2026 Alors que Madagascar traverse une nouvelle période de turbulences politiques depuis les événements d’octobre 2025, les Organisations de la Société Civile (OSC), […]